Dikan'ny teny : alakarabo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran'ny vola-na fahavalo amin'ny filaharan'ny volana malagasy mari-na, aorian'ny Adimizana ary alohan'ny Alakaosy, ka ny toerana nomena azy tao antrano dia teo amin'ny lafindrindrina andrefana, ilany atsimo. ? Fanandr,: Tonon' andro tsara fa androm-boa ny alakarabo. Vavany, na vodiny: raha vehivavy, maro anaka; raha lehilahy, tratra antitra fa vokatra loatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel