Dikan'ny teny : alalana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanelanelanana. ? Asa ataon'olona izay misolo tena mangata-javatra na fahasoavana ho an'olona iray ha-fa: Tamin'ny alalan'ny sakaizako no nahazoako io toerana io. (ΒΆ M.h.: fanalalana, fanelanelanana). (Tsy tokony hampiasaina mba hisolo ny teny hoe lalana io teny io toy ny mahazatra ny maro izay manao hoe: Nahazo alalana, mangataka alalana hanao izao aho; fa ny tokony ho izy dia: Mangata-dalana, nahazo lalana). 1 Iraka na zavatra mampitohy ny andaniny sy ny an-kilany. - t.i.f.: alalanina, voalalana / manalalana, fanalalana, mpanalalana ( analalanana, fanalalanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel