Dikan'ny teny : alalanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (alalana), mt. ih. (alalano): Enti-milaza olona nan defasan a mpan elan elana: Nalalanin'ny lehiben'ny tafika ny jeneraly nitarika ny fahaualo. ~ Enti-milaza zavatra raharahaina amin'ny fanelanelanana: Raha tsy uita amin'ny taratasy ifandefasana io raharaha io, dia aoka haialanin'ny masoivohontsika any. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel