Dikan'ny teny : alam-piery

Hampiditra dikany vaovao
1 na fangalam-piery a.: Kilalaon'ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin'ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel