Dikan'ny teny : alamina

Hampiditra dikany vaovao
1 (lamina), mt. at. (alamino): Atao tsara lahatra, amboarina mba hirindra: A-lamino ireto boky ireto. 1 Karakaraina mba ho amin'ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra rehetra: Nalaminy ny trano vao nandeha izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel