Dikan'ny teny : alanona

Hampiditra dikany vaovao
1 (lanona), mt. at. (alanony): Ahorona sy ampirimina: Alandny ireo harona ireo dia andeha isika hiainga. * Ohab.: Kitay telo an-dalana; ny roa alanon'ny lahy, ny iray alanon'ny vavy: enti-milaza ny fomba nisy hatry ny fahagolan-tany, izay nametra ny anjara entin'ny mpivady tsirairay avy raha misy fisarahana, ka ny ampahatelony an'ny vavy, hoy izy, ary ny androatokony an'ny lahy; amin'ny fananana arin'izy roa nandritra ny fanambadiany ireo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel