Dikan'ny teny : alanto

Hampiditra dikany vaovao
1 (lanto), mt. at. (alantoy): Alamina, alahatra: A-lantoy tsara ireto entako ireto. ? Atao mirindra tsara, a-tao tsara lahatra:Nalanton' ny mpikabary tsara ny teniny ka nikoy ny mpihaino rehetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel