Dikan'ny teny : alarobia

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Andro fahefatra amin'ny herinandro; araka ny finoan'ny Ntaolo, dia tononandro ratsy ny alarobia sa-tria ny alarobia, hono, tsy miverina: fanaovana famoizana, afana, famadihana ny maty, fitomaniana raha mana-maty, ary izany no nahatonga ny andro alarobia ho andro famangia-manjà. ? A-naran-tanàna anaovana tsena amin'io andro io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel