Dikan'ny teny : alasitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (lasitra), mt. fit. (alasiro): Entina mandasitra, izany hoe manongo mafy maharary: Hoho maranitra no nalasiny ny sandriko ka votsotra mihitsy ny sandriko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel