Dikan'ny teny : alatsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (latsaka), mt. at, (alatsaho): Ampidinina ao anaty lavaka, ampidinina avy ambony: Nalatsaka ny vatofantsika dia tsy nihetsika ny sambo. 1 Ahintsana mba hianjera, hiraraka: Alatsaho ireo voankazo ireo. 1 Apetraka, arafitra: Nalatsany tsara ve ny biriky? ~ Aiditra: A-latsaho amin'io kolejy io ny zanakao fa tsy hanenenanao. / Nalatsaka tao an-tranomaizina izy tamin'ny alarobia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel