Dikan'ny teny : alatsinainy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Andro faharoa amin'ny herinandro; araks ny fanandroan'ny Ntaolo, ny alatsinainy dia andro mafy, andro mainty ka tsy nisantarana na inona na inona; ny mandevina sy ny manamboatra ary manamafy zavatra no fanao alatsinainy. ~ AnarantanĂ na anaovana tsena amin' io andro io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel