Dikan'ny teny : alelalela

Hampiditra dikany vaovao
1 (lelalela), mt. at. (alelalelao): Arehitra midedadeda: Aza alelalela toy izao ny afo. ~ Asaina na'avela mikiakiaka: Aza alelalela ireo ankizy ireo fa mankarenin-tsofina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel