Dikan'ny teny : alemanina
(fr, qrtmrk allemand) fitr a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Alemaina: Nizara roa ny Alemanina hatramin'ny ady lehibe faharoa tao. • p.t.: Momba an'i Alemaina na enoqrrs an'i Alemaina na avy any Alemaina: Sambo alemanina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha