Dikan'ny teny : aleo

Hampiditra dikany vaovao
1 ... toy izay: Teny entimilaza fampitahana ka ny teny eo aorian'ny hoe "aleo" dia ilazana zavatra na hevitra eken'ny be sy ny maro fa marina na tsara kokoa: Aleo ho faty rahampitso toy izay maty anio. • Na zavatra tiana na sitraka kokoa: Aleo maty toy izay menatra olona. / Aleoko ny akondro toy izay ny paiso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel