Dikan'ny teny : aleokomaty

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahasahiana hanao zavatra fantatra fa mety hitondra loza ho an'ny te-na: Efa nisotro ny aleokomaty aho ka tsy afa-kiuerin-dalana intsony. Ahitsio
2 a.: Karazana holatra izay torotoroina atao tonga vovoka, dia atao ao anaty rano ka mitsinkafona ary ampiasaina ho fanafody fampandoavana (Ganoderma applanatum). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel