Dikan'ny teny : aletra

Hampiditra dikany vaovao
1 (letra) mt. at. (alero): Ampidirina an-kery: Ka angaha azo aletra amin'izao ao anaty kiraro ny tongotra? ? Alentika an-tery setra: Aza aletra ao anatin'ny hidim-barauarana ny fanalahidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel