Dikan'ny teny : alin-tsara

Hampiditra dikany vaovao
1 (Atb), a.: Alina farany amin'ny fankalazana ny hasoavana, izay lanina amin' ny hfra sy dihy; miari-tory daholo ny olona rehetra ary fadina ny firaisana ara-nofo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel