Dikan'ny teny : alinkely

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fotoana isian-javatra manjavozavo toa setroka, izay manalefaka ny hazavan'ny masoandro: Mandoro tevy (na tavy) ny any an'ala, hoy ny filazan'ny Ntaolo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel