Dikan'ny teny : alitara

Hampiditra dikany vaovao
1 (lat. altare), a.: Drina vato avoavo marin-tampona voavoatra hametrahana sy hanolorana ny sorona amin' ny fanompoam-pivavahana, (fer: Otely), Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel