Dikan'ny teny : aljebra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. algèbre), a.: Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny lalàn'ny isa sy mampiasa ny isa araka izany lalàna ankapobeny izany. Soloana litera ny tarehi-marika amin'ny aijebra, ka, araka izany, dia fanatsorana sy~ fanitarana ny fitadiavana ny vahaolana amin'ny fanontaniana iray fomba na iray tarika izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel