Dikan'ny teny : alkaola

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, alcool), a.: Ranon-javatra mahery azo avy amin'ny fanasitiliana amin' ny lalambika ranon-javatra hafa (zavapisotro, hazo notenehina, faikan-kodi-boaloboka, beteravy, lasantsim-boninkazo...). Ny ilana ny alkaola dia hanaovan'ny olona zavapisotro mahamamo na karazan-javatra mahasoa: vinaingitra, ranomanitra, fanafody, varinesy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel