Dikan'ny teny : alo

Hampiditra dikany vaovao
1 a. ft.: Manana hevitra irai-sana hoe: mpanelanelana na fitaovana enti-manao zavatra tsy mivantana; olona asaina manelanelana amin'ny antokon'olona roa tonta. • Fatorana enti-manasaraka ny kofehy alohan'ny hanenomana. • Fandoarana ny vary na ny laoka na ny rony avy ao ambilany ho ao anaty lovia. • Fanatsobohana ny vary antsotro ao anaty lovia misY ny ro. - t.i.f.: alozina, voalo / mialo, fialo, mpialo ) ialozana, fialozana / manalo, fanalo, mpanalo / analozana, fanalozana, aloalo. Ahitsio
2 a.: Teny ilazana karazan' aretin-jaza vitsivitsy: alobotra, alofisaka, alomanehaka (fer. ireo teny ireo). Ahitsio
3 a.: Tevana, fampana. i t.i.f.: lohalo. Ahitsio
4 a.: Karazana gidro misa, volony mivolom-bolafotsy. Ahitsio
5 (Atm), a.: Fanoto hazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel