Dikan'ny teny : aloa

Hampiditra dikany vaovao
1 (loa), mt. at. (aloavy): Zavatra efa nohanina avoaka andn'ny vava indray: Naloan'ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo. • Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin'it? bisikileta tt? raha tianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel