Dikan'ny teny : aloalo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsanganan-kazo fisaka voasokitra atao haingom-pasana any amin'ny foko Mahafaly ( ny ahitana azy betsaka dia eo anelanelan'ny ony Onilahy sy ny tanĂ nan'i Beloha). Ahitsio
2 a.: Teny fampiasa indrindra amin'ny asan'ny fanenomana: aloalom-poly: ireo fatotra anasarahana ny ira hotenomina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel