Dikan'ny teny : aloalon-tany aman-danitra
Teny nilazan'ny Ntaolo ny razana izay noheveriny ho mpanelanelana amin'Andriamanitra sy ny olombelona, na ireo pyumxc mpanelanelana amin' Andriana sy ny vahoaka (jer. Alo).
mmyxgke grgmcul Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha