Dikan'ny teny : alofo

Hampiditra dikany vaovao
1 (lofa)), mt. at. (alofosy): Ilazana ny omby natao loto na novonoina raha nisy maty taloha: Omby valo no nalofo tamin'ny nahafatesan' Itompokolahy Ranona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel