Dikan'ny teny : aloha

Hampiditra dikany vaovao
1 : Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin'ny iray hafa at? aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Ra-ha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa, jar. io teny io) •p,mt.: Homeko valisoa izay mahavaly aloha. • ppk.: (toerana): Mipetraha eo alohan'ny rainao eo. (fotoana): Mivavaka izahay alohan'ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan'ny sakafo. - t.i.f: alohaina, voaloha / manaloha, fanaloha, mpanaloha / analohana, fanalohana ( mialoha, fialoha, mpialoha / ialohana, fialohana / mahaloha / alohaloha, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel