Dikan'ny teny : alohotsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran'ny volana faharoa ambin'ny folo amin' ny filaharan'ny volana malagasy marina, manarakaraka ny Adalo ary mialoha ny A-lahamady, izay miverina indray. Ny toerana nomen'ny Ntaolo ny alohotsy dia eo amin'ny ]afin-drindrina avaratra, ilany atsinanana. • Fanandr.: vavany: tsy marimponenana, mifindrafindra; vodiny: maivana tsy farofy, tsara ihany na dia hotsohotso izay aza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel