Dikan'ny teny : aloka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Faritra maizina ao ivohon'ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin'ny alok'it? trano it?. • Toerana voaro amin'ny hainandro: Er? no misy aloka hisakafoantsika. • t.i.f.: alofana, aaloka, voaloka, tafaloka / manaloka, fanaloka, mpanaloka / analofana, fanalofana / mialoka, fialoka, mpialoka / ialofana, fialofana / mahaloka ) alokaloka / maloka. - F.-p.: Alok'akoho: aloka kely tsy maharo firy; * Ohab.: Nanao tsy ho tratry ny aloka, kanjo tratry ny alok'akoho: nihevi-tena tsy ho voan-javatra na oviana na oviana, kanjo zavatra kely foana dia nahavoa. / aloka avivitra: aloka madiva hidify; • h.o.: Sakaiza nantenaina nefa nitsoa-pahana amin'ny loza na voina naazo ny tena; / manitsaka alok'oiona: miavona sy mireûareha amin'olona. Ahitsio
2 (loka), mt. at. (alokao): Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no haldka? Ahitsio
3 a.: Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin'ny aloky ny te-na tarafin'ny hazavana, samy hafa amin'ny tandindona (jereo itj') . Voalazan'ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin'izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin'ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel