Dikan'ny teny : alokely

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vary vitsivitsy (raha maro izy dia atao hoe alobe) maningana masaka alohan'ny namany rehetra eo am-paniriana eny an-tanimbary. - F.-p.: Manao alokely: entimilaza ny vary masaka alohan'ny namany ka mova tsy ny manaloka kely azy ireo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel