Dikan'ny teny : alonina

Hampiditra dikany vaovao
1 (alono), mt. ih. (alony): Ananan'ny sasany alahelo noho ny soa azony na ananany: Nalonin'ny namako aho tamin'ny laharana ambony azoko tamin'ny fanadinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel