Dikan'ny teny : aloy

Aloiloy a.: Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian'ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0057