Dikan'ny teny : am-perinasa

Hampiditra dikany vaovao
1 (am-perin'ny a-sa): Eo am-panaovana, eo ampanatanterahana ny asa (izany hoe amin'ny fotoana mbola ahitana ny ferin'ny tany asaina). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel