Dikan'ny teny : amalona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm. Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody. * Ohab.: Raha tonga ny amalom-boasim, tsy manankavana afa-tsy ny maty aho, fa raha tonga ny asa cadi-drano, havako daholo Imamo sy Imerina: enti-milaza olona tia tena fatratra izay tsy mahalala na iza na iza rehefa ao anatin'ny fiadanana, nefa kosa midodododo manatona ny hafa rehefa misy mahaporitra. / Amalon' Imoriandro: tsy hain-jaza tsy haim-behiuatiy: enti-milaza toe-draharaha sarotra tsy hain'ny sarambabe halana olana. / Na fy axa ny amalona, ny ielako tsy ataoko jono: enti-milaza fahamalinana: na toy inona na toy inona hasoan'ny zavatra iray, tsy tokony hatakalo an'io na oviana ny aina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel