Dikan'ny teny : amana

Hampiditra dikany vaovao
1 ppt.: Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka. / Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel