Dikan'ny teny : amany

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fivalanandrano a.: Rano maloto avy amin'ny tenan'ny olombelona, izay miforona ao amin'ny voa ary miangona ao amin'ny tatavia alohan'ny hivoahany any ivelany. ΒΆ M.h.: fivalanan-drano, siritra. - t.i.f,: amaniana, voamany / mamany, famany, mpamany / amaniana, famaniana / amaninombY. - Amanin-tsahona: enti-milaza ranon-javatra kely dia kely, toy ny hoe indray mitete; / marary famaniana: mahatsiaro marary rehefa mivalandrano; / namany andaua-bitsika: aretina mahatonga ny ankasarotana hamorifotra (lazain'ny Ntaolo fa ny mivalan-drano eo ambony lava-bitsika no mahatonga izany). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel