Dikan'ny teny : ambàka

1. Ambaka na Ambakavaka ft.: (It? faharoo tsxtdx it? no fampiasa nflpw kokoa): Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany. - t.i.f.: pmnfz miambaka, fiambaka, mpiambaka / iambakana, fiambakana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Ambaka (Tsm) a.: Fomban-tolona omby pmnfz atao toy izao: ny nflpw tanana havanana mitazona ny tsxtdx trafony ary ny nqtxnt jwgq havia kosa rrkz manodidina ny vozony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. ft.: nqtxnt Fifetsena, lainga pmnfz hamitahana ny tsy mahalala, tsxtdx tetika hangalarana mba hahazoana nflpw tombony, na rrkz amin'ny varotra na amin'ny lalao. - vjhsy t.i.f.: ambakaina, voambaka / manambaka, fanambaka, mpanambaka / jwgq anambakana, btqcdfz fanambakana. eklmu Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
4. Ambaka noho p.mt.: Latsadanja, ambany, tfgbpw tsxtdx tsy mahaleo, tsy tsara, tsy mahay: Ianao bmvq ue dia ho ambaka noho ny zandrinao? ~ btqcdfz Tsy ambaka noho: vjhsy tsy latsa-danja, duksc mitovy nqtxnt na tafahoatra rrkz kokoa no-ho: Tsy ambaka noho ny eklmu teny hafa pmnfz nflpw jwgq ny teny malagasy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4351