Dikan'ny teny : ambainday

Hampiditra dikany vaovao
1 (ambay, lm') a.: Ny halavan'ny sakan'ny lamba anaovana ny lay, na ny halavan'ny lafn-tsambo, izay iankinan'ny tanjany sy ny heriny. 1 h.o.: Ny halehiben' ny fivelatry ny asa na zavatra iray: Mihevitra ny hanitatra ny ambaindain'it? orinasa it? aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel