Dikan'ny teny : ambakiloha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo saga ketrombozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon'afo: R. R. R. ). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel