Dikan'ny teny : ambalambala

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny tsy mazava loatra, na teny tsy azo mazava ny dikany: Teny ambaiambala no nataon'ny anao lahy dia basa izy. - t.i.f.: ambalambalaina / miambalambala, fiambalambala, mpiambalambala / iambalambalana, fiambalambalana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel