Dikan'ny teny : ambalavelona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Aretina mitovitovy amin'ny kasoa, avy amin'ny ody mahery ataon' olon-dratsy mpisompatra ary mety hahavoa antokon'olona maro miaraka aza, araka ny filazan'ny olona sasany; raha tsy voatsabo dia miafara amin'ny fahafatesana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel