Dikan'ny teny : ambana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihetsehana mody mamely na manao zavatra, nefa tsy mahakasika na tsy manao akory, fodiana marnely amin'ny fihetsehana fotsiny: Ambana tehina fotsiny dia nampandositra ilay alika. ~ Tahotra sy tebiteby ateraky ny loza mananontanona na ny tsy fahalalana ny vokatry ny zavatra iray natao: Ny ambany no tsy tanty fa rehefa mby an-koditra zaka ihany. - t.i.f.: ambanana, voambana / manambana, fanambana, mpanambana ! anambanana, fanambanana f mahambana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel