Dikan'ny teny : ambanilanitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny na anarana nilazana fahizay ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran'ny fanjakana (hita araka ny fiforonan'ny teny fa malalaka lavitra ny faritry ny ambanilanitra noho ny ambaniandro na ambanimasoandro satria midadasika kokoa ny lanitra noho ny masoandro). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel