Dikan'ny teny : ambany

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany, ~ h.o.: Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io. 1 p.mt.: Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony. ? ppk.: Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao. 1 Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka. 1 h.o.: Latsaka no-ho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana. i ambanina, voambany / manambany, fanambany, mpanambany ( anambaniana, fanambaniana J mahambany ( fanambaniny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel