Dikan'ny teny : ambara

Hampiditra dikany vaovao
1 mt.ih.ft.: Lazaina, aseho amin'ny teny, aposaka amin'ny fitenenena: Izao no ambarako aminareo. / Tsy manan-kambam intsony aho. - t.i.f.: manambara, voambara, fambara / fanambara, mpanambara / anambarana, fanambarana / ambaramamo / tsiambaratelo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel