Dikan'ny teny : ambaraka

Hampiditra dikany vaovao
1 ppk.: Hatramin' ny, mandraka; (Ny ppk. ambaraka sy mandraka dia toy izao no fampiasa azy: anarana avy amin'ny mt. manomboka amin'ny f mandrakariva no atao eo aorianany izay manaraka ny lalàmpikambanan-teny: Ambarapahafaty (ambaraka fahafaty) fa tsy ambara-pahafatesana; ambara-piveriko (am-baraka fiveriko) fa tsy ambara-piverenako. Ahitsio
2 ny ppt. feh.: Efa..., kanefa mbola. Teny entimanamafy fotsiny ny hevitry ny teny hoe efa izay matetika ampiarahina aminy avy eo aoriana: Ambaraka ny efa mifona izy, mbola kapohinao ihany. (Efa rnifona izy kanefa mbola kapohinao ihany). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel