Dikan'ny teny : ambaramain

Hampiditra dikany vaovao
1 a a.: Teny entimilaza zavatra maina tsy hita antony: vody volotsangana maina ifotony, hoditr'omby maina ho azy. ~ h.o.: vary hanina atao fatra-maina tsisy ro na laoka: Tsy iatsako mihitsy ny ambaramaina fa toa mihisatra ao an-tendako ao fotsiny. ~p.rnt,: andrezatra, an-kery: Toa tadiavinao ha-tao ambaramaina fotsiny amin'izao izy izany! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel