Dikan'ny teny : ambaratonga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zanatohatra, fizarazarana miantoantoana toy ny zanatohatra: Misy ambamtonga dimy amby dimampolo ny tohatray ka misanehaka er? vao afaka aminy, / Ataovy misy ambaratonga ny tany hambolena voankazo eto. •Fitsinjarazarana: Nisondrotra hatramin' ny ambaratonga fahenina amby roapolo ny termometatra. ? h.o.: Filaharana: A-min'ny ambaratongam-pahahefan'ny miaramila, ny kolonely dia ambony noho ny komandb. Ahitsio
2 zanatohatra: Misy andalana siuy ny gradin'ny miaramila. ~ Karazana: Maro andalana nY fm kampanahy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel