Dikan'ny teny : ambatra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ambatrambatra o: Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra. - t.i.f.: miambatra, fiamba• tra, mpiambatra ( iambarana, fiambarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel