Dikan'ny teny : ambatry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny azo heverina ho fanafohezana ny hoe amberivatry, izay nentina hilazana fahiny ny fitsinjarazaran'ny ariary kely indrindra na ampaharoa amby fitopolony: emnambatry (noheverina ho mitovy lanja amin'ny voan'amberivatry iray io vakhnbolaio). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel